✨🎼 DÉJEUNER CONCERT ✨🎼, 1 June | Event in Antananarivo | AllEvents

✨🎼 DÉJEUNER CONCERT ✨🎼

Mialy Rakotomamonjy

Highlights

Sun, 01 Jun, 2025 at 12:30 pm

1 hour

Anosizato, Antananarivo, Madagascar

Advertisement

Date & Location

Sun, 01 Jun, 2025 at 12:30 pm to 01:30 pm (EAT)

Anosizato

Antananarivo, Madagascar

Save location for easier access

Only get lost while having fun, not on the road!

About the event

✨🎼 DÉJEUNER CONCERT ✨🎼
🍲🎼 DÉJEUNER CONCERT 🎼🍲

Finaritra eee ✨

🔵 Amin'izao ivon'ny fankalazana ny faha-30 taonan'ny Tarika Mialy Rakotomamonjy sy ny faha-40 taona namoronan'i Mialy Rakotomamonjy hira izao dia mahafaly anay ny manasa antsika mpankafy, havana, namana sy mpiara-miasa rehetra amin'ity déjeuner concert ity.🍲

🏡 Lieu : ESPACE L'ARANCIA ANKADINDRATOMBO

🗓️ Date : DIMANCHE 1ER JUIN 2025 À 12H30 🕧

🔵 Buffet à volonté arak'izay hitantsika amin'ny sary io ny zava-mitranga, tena mafilotra sy tsara miaraka amin'ny Royal Traiteur.👑🍲

🎼 Animation 💯 % évangélique no hiarahantsika ao miaraka amin'ny Tarika Mialy Rakotomamonjy sy ireo namana mpiara-midera izay hasaina manokana.

‼️ 🎫 Afaka miantso mivantana amin'ity numéro ity izay mila billet 📱 0341331699, dia haterin'i Mialy Rakotomamonjy mivantana any amin'izay misy anareo ny billet, sady mba afaka mihaona sy mitafatafa kely isika, ny selfie rahateo koa tsy adino 😄‼️

🔵 Raha misy ihany koa namana na orin'asa maniry ny hiara-hiasa aminay dia afaka miantso amin'io laharana io ihany koa.


Tahian'ny Tompo daholo oh 🌹


Also check out other Concerts in Antananarivo, Music events in Antananarivo, Entertainment events in Antananarivo.

interested
Stay in the loop for updates and never miss a thing. Are you interested?
Yes
No

Ticket Info

To stay informed about ticket information or to know if tickets are not required, click the 'Notify me' button below.

Advertisement

Nearby Hotels

Anosizato, Antananarivo, Madagascar

Just a heads up!

We have gathered all the information for you in one convenient spot, but please keep in mind that these are subject to change.We do our best to keep everything updated, but something might be out of sync. For the latest updates, always check the official event details by clicking the "Find Tickets" button.

Get updates and reminders

Host Details

Mialy Rakotomamonjy

Mialy Rakotomamonjy

Are you the host? Claim Event

Advertisement
✨🎼 DÉJEUNER CONCERT ✨🎼, 1 June | Event in Antananarivo | AllEvents
✨🎼 DÉJEUNER CONCERT ✨🎼
Sun, 01 Jun, 2025 at 12:30 pm