� Aza avela handalo fotsiny izao fotoana izao! �
� Date: 06 - 07 oktobra hoavy izao
� Vohafetra ho 06 ihany ny mpandray anjara ho raisina
� Ao anatin’ny 2 andro monja dia efa afaka manjaitra ireto ianao:
� Jupe cloche- droite
� Ambony akanjo fohy (crop top)
� Gilet
� Débutant ve ianao?
Ianao mihitsy no antsoinay hanatevin-daharana!
Hianaranao ao:
� Patron de base
� Teknika hanatsarana ny zaitra
� Fitaovana sy fomba fampiasana azy
� Fampiharana maro ahafahanao mampihatra avy hatrany izay voaray
� Toerana voafetra – misorata anarana dieny izao!
� Sarany: tena mirary
Ny lamba hanaovana ny fampiharana sisa no ho entinao
Misy ny ATTESTATION hatolotra hoan'ireo izay rehetra mandray anjara
#zaitra #fampiaranarana #couturefacile #couturepassion #handmande