POW WOW - FITSKOTI 2025
Advertisement
Sehatra malalaka ahafahan'ise mitondra ny feon'ise ny FITSKOTI (ho an'ny beazina) sy ny POW WOW (ho an'ny mpiandraikitra) koa dia mandrosoa ary, misokatra ho an'ise ny varavarana.
*******
FITSKOTI (FIseraseran'ny Tanora SKOto TIly) na Forum des Jeunes du scoutisme Tily
*******
> BEAZINA 08 isa ( 2 isan-tsampana ) no hisolotena hitondra teny ny faritany tsirairay
*******
POW WOW
*******
> Iantsoana ireo Mpiandraikitra sy Tonia Tily rehetra avy amin’ny faritany (Tsy voafetra ny Isa)
_______
Saran-dasy :
-Analamanga 5, Itasy, Vakinankaratra Ambatolampy : 40.000 Ar
-Bongolava, Vakinankaratra Antsirabe, Mangoro Moramanga, Alaotra Ambatondrazaka, Amoron’i Mania : 35.000Ar
-Betsiboka, Boeny, Agnivon’ny Pangalana, Atsinanana, Analanjirofo, Vatovavy, -FItovignany, Atsimo Atsinanana, Matsiatra Ambony, Matsiatra Iarindrano, Ihorombe : 30.000Ar
-Frantsa, Ambatosoa, Sava, Diana, Sofia, Melaky, Androy, Anosy, Atsimo Andrefana : 25.000Ar
------
FITSKOTI / POW WOW 2025
Daty: 10-11-12 Aogositra 2025
Toerana : Complexe CNAPS Vontovorona Antananarivo