#Keke_Beauty_Academy
๐โHatsarana mitondra fahafahanaโ ๐
๐ชOvay ny tontolonao ho lasa mahate ho tia sy mampite-hiaina maharitra rehefa miasa @resaka Beauty sy fahamanjana ianao.
๐จVoalohany aty @tany Arabo ! Te-hiova asa sy hiala @Kadama fa tsy fantatrao ahoana? Na te-hiova asa fa leo ny asanao @izao?
โ
Manampy anao izahay afahanao manatanteraka ny nofinofinao na inona toeranao na inona @izao.
โ
Afaka ataonao tsara ny miala @izany ka miditra @resaka Beauty sady manara-dalana raha miaraka aminay .
โ
Toro-hevitra tsara mba hananao papier no sady miasa @Salon na hafahanao manohy ny asa Beauty na manokatra Salon rehefa mody, na raha hiova firenena aza avy eo dia afaka miasa @salon avy hatrany.
โ
Misokatra manomboka ny 1er October hatraminโny 1er December ho avy izao ny fiofanana mivantana ety @Salon sy en ligne ho anโizay tsy afaka manatrika na lavitra.
๐Ary misokatra manomboka izao ny #Membership na fidirana ato @ #KekeBeautyAcademy raha maniry hifampitantana aminay ianao mandrapaha tafita ny tanjona.
โ
Raha liana ianao dia ataovy @Commentaire hoe โKBAโ na Keke Beauty Academy .
๐ฅฐOmeko fanazavana video maimaimpoana ianao afahanao manova ny tantaranao ho mandrakizay.๐ฅฐ
โIzay vonona hianatra ihany